nisy avy tamin’ny fokon’i Jisakara: dia i Kisiôna sy i Daberata ary i Ramôta sy i Hanema mbamin’ny kijàna samy manodidina azy;
Josoa 21:19 - DIEM PROTESTANTA Ny tanàna rehetra nomena ny mpisorona taranak’i Aharôna dia tanàna 13 mbamin’ny kijàna samy manodidina azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny tanàna rehetra an’ny mpisorona, taranak’i Arona, dia telo amby folo sy ny tany manodidina azy avy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny tanàna rehetra nomena ny mpisorona taranak’i Aharôna dia tanàna 13 mbamin’ny kijàna samy manodidina azy. Baiboly Katolika Totalin’ny tanànan’ny mpisorona, taranak’i Aarôna, 13 omban’ny manodidina azy. Baiboly Protestanta Malagasy Ny tanàna rehetra an’ny mpisorona, taranak’i Arona, dia telo ambin’ny folo ary ny tany manodidina azy avy. Malagasy Bible Ny tanàna rehetra an'ny mpisorona, taranak'i Arona, dia telo ambin'ny folo ary ny tany manodidina azy avy. La Bible en Malgache Ny tanàna rehetra an’ny mpisorona, taranak’i Arona, dia telo amby folo sy ny tany manodidina azy avy. |
nisy avy tamin’ny fokon’i Jisakara: dia i Kisiôna sy i Daberata ary i Ramôta sy i Hanema mbamin’ny kijàna samy manodidina azy;
i Hanatôta, ary i Halemeta: izany hoe tanàna efatra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
Ary ireo tarika sisa tamin’ny levita taranak’i Kehata kosa dia ireto tanàna ireto no azony tamin’ny antsapaka.