Ny sisin-tany ao atsinanana kosa dia ny Ranomasina Maty, tafapaka hatrany amin’ny vavaranon’i Jôrdàna. Dia manomboka eo amin’io vinany io ny sisin-tany ao avaratra,
Josoa 18:15 - DIEM PROTESTANTA Ny sisin-tanin’i Benjamîna, lafy atsimo kosa, dia miainga hatreo Kiriata-Jeharima, ka miankandrefana ary miafara any amin’ny loharanon’i Neftoa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny lafiny atsimo dia hatrany amin’ny sisin’i Kiriata-Jearima; ary ny sisintany dia mandroso miankandrefana, mihatra amin’ny loharanon’i Neftoa, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny sisin-tanin’i Benjamîna, lafy atsimo kosa, dia miainga hatreo Kiriata-Jeharima, ka miankandrefana ary miafara any amin’ny loharanon’i Neftoa. Baiboly Katolika Amin’ny lafiny atsimo, nanomboka eo amin’ny tendron’i Kariata-Jearima ny faritry ny tany, ary nandroso niankandrefana nipaka tamin’ny lohan’ny ranon’i Neftoà, Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny lafiny atsimo dia hatramin’ny faran’i Kiriata-jearima; ary ny fari-tany dia nandroso niankandrefana ka nihatra tamin’ny loharanon’i Neftoa, Malagasy Bible Ary ny lafiny atsimo dia hatramin'ny faran'i Kiriata-jearima; ary ny fari-tany dia nandroso niankandrefana ka nihatra tamin'ny loharanon'i Neftoa, La Bible en Malgache Ary ny lafiny atsimo dia hatrany amin’ny sisin’i Kiriata-Jearima; ary ny sisintany dia mandroso miankandrefana, mihatra amin’ny loharanon’i Neftoa, |
Ny sisin-tany ao atsinanana kosa dia ny Ranomasina Maty, tafapaka hatrany amin’ny vavaranon’i Jôrdàna. Dia manomboka eo amin’io vinany io ny sisin-tany ao avaratra,
avy eo mihodina ho any amin’ny loharano Neftôa, mihazo ireo tanàna any an-tendrombohitr’i Hefrôna, vao mihodina ho any Bahala izay antsoina koa hoe Kiriata-Jeharima;
Ao andrefan’io tendrombohitra io no miolaka ny sisin-tany ka mihodina mianatsimo ary miafara ao Kiriata-Bahala (antsoina koa hoe Kiriata-Jeharima), izay tanànan’ny taranak’i Joda. Izany no sisin-tany lafy andrefana.
Dia niainga ny Israelita; ka nony afaka telo andro, dia tonga tany an-tanànan-dry zareo, izany hoe tao Gibehona sy Kefirà ary Beerôta sy Kiriata-Jeharima.