Nandeha niady tamin’ny Filistinina i Hozià, ka nandrava ny mandan’i Gata sy ny an’i Jabne ary ny an’i Asdôda; avy eo izy dia nanamafy tanàna jodeanina takaikin’i Asdôda sy takaikin’ny Filistinina.
Josoa 15:46 - DIEM PROTESTANTA ireo tanàna kely sy zana-bohitra rehetra mifanila amin’i Asdôla ka eo anelanelan’i Hekrôna sy ny Ranomasina Mediteranea; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 hatrany Ekrona no miankandrefana, dia izay rehetra akaiky an’i Asdoda, mbamin’ireo vohitra miankina aminy, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ireo tanàna kely sy zana-bohitra rehetra mifanila amin’i Asdôla ka eo anelanelan’i Hekrôna sy ny Ranomasina Mediteranea; Baiboly Katolika Hatreo Akarôna no ho miankandrefana, dia ny tanàna rehetra akaikin’i Azota, mbamin’ny zana-bohiny, Baiboly Protestanta Malagasy hatrany Ekrona no ho miankandrefana, dia izay rehetra akaiky an’i Asdoda, sy ny zana-bohitr’ireo, Malagasy Bible hatrany Ekrona no ho miankandrefana, dia izay rehetra akaiky an'i Asdoda, sy ny zana-bohitr'ireo, La Bible en Malgache hatrany Ekrona no miankandrefana, dia izay rehetra akaiky an’i Asdoda, mbamin’ireo vohitra miankina aminy, |
Nandeha niady tamin’ny Filistinina i Hozià, ka nandrava ny mandan’i Gata sy ny an’i Jabne ary ny an’i Asdôda; avy eo izy dia nanamafy tanàna jodeanina takaikin’i Asdôda sy takaikin’ny Filistinina.
Tamin’izay no taona nanirahan’i Sargôna mpanjakan’i Asiria ilay jeneralin’ny tafiny hanafika an’i Asdôda; dia namely ny tanàna izy ka nahazo azy.
Dia haringako ny mponina ao Asdôda sy ilay mpitana tehim-panjakana ao Askelôna; ary hahodiko hamely an’i Hekrôna ny tanako ka ho faty izay sisa amin’ny Filistinina. Izaho Tompo ANDRIANANAHARY no miteny.»
ka tsy nisy Hanakita tavela intsony teo amin’i Israely, afa-tsy tao Gazà sy Gata ary Asdôda.
i Asdôda sy i Gazà samy miampy ireo tanàna kely sy zana-bohitra miankina aminy, hatrany amin’ny lohasahan-driakan’i Ejipta sy hatrany amoron’ny Ranomasina Mediteranea.
Azon’ny Filistinina àry ny Vatamasin’Andriamanitra ka nentiny nankany Asdôda avy tao Ebena-Hezera.
Tsy zakan’ny mponin’i Asdôda ny famaizana nafitsoky ny herin’ny TOMPO, fa sady nampitondra faisana azy izany no nahavoan-kitso azy mbamin’ireo mponina manodidina.