Ireo zanakalahin’i Kaleba, rahalahin’i Jerahimeela, dia i Mesà, lahimatoa sady rain’i Zifa, ary i Maresa rain’i Hebrôna.
Josoa 15:24 - DIEM PROTESTANTA i Zifa, i Telema, i Behalôta, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Zifa, i Telema, i Bealota, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Zifa, i Telema, i Behalôta, Baiboly Katolika i Zifa, i Telema, i Balôta, Baiboly Protestanta Malagasy sy Zifa sy Talema sy Bealota Malagasy Bible sy Zifa sy Talema sy Bealota La Bible en Malgache i Zifa, i Telema, i Bealota, |
Ireo zanakalahin’i Kaleba, rahalahin’i Jerahimeela, dia i Mesà, lahimatoa sady rain’i Zifa, ary i Maresa rain’i Hebrôna.
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Hampiarahina amin’ny valiha. Tononkalo fananarana nataon’i Davida,
Nohetsehin’i Saoly ny tafiny, dia nalahany tao Telaîma, ka nahitany miaramila an-tongotra andiany roanjato, ary koa vatan-dehilahy andiany folo avy amin’i Joda.
Nijanona tany an-taniefitra tao amin’ny toerana be harambato i Davida, ary nonina tany amin’ny havoan’ny taniefitr’i Zifa. Nitady azy isan’andro i Saoly, kanefa tsy navelan’Andriamanitra hatolotra eo an-tanany i Davida.
Nankany amin’i Saoly tany Gibehà ny mponin’i Zifa ka nanao taminy hoe: –Moa tsy fantatrao fa i Davida anie ka miafina any aminay ao amin’ny toerana be harambato any Hôresa, any amin’ny havoanan’i Hakilà eo atsimon’ny faritra be lobolobo?
Dia lasa nankany Zifa nialoha an’i Saoly izy ireo, fa i Davida sy ny olony kosa dia tao amin’ny taniefitr’i Mahôna, amin’ny lemaka eo atsimon’ny faritra be lobolobo.