Nampitondrain’ny TOMPO an’i Jeremià ireo hafatra ireo, nanomboka ny taona faha-13 nanjakan’i Jôsià, zanakalahin’i Amôna sady mpanjakan’i Joda,
Joela 1:1 - DIEM PROTESTANTA Izao no tenin’ny TOMPO tamin’i Jôela zanakalahin’i Petoela. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny tenin’NY TOMPO, izay tonga tamin’i Joela, zanak’i Petoela. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izao no tenin’ny TOMPO tamin’i Jôela zanakalahin’i Petoela. Baiboly Katolika Tenin’i Iaveh tonga tamin’i Joely zanak’i Fatoely. Baiboly Protestanta Malagasy NY tenin’i Jehovah, izay tonga tamin’i Joela, zanak’i Petoela. Malagasy Bible Ny tenin'i Jehovah, izay tonga tamin'i Joela, zanak'i Petoela. La Bible en Malgache Ny tenin’NY TOMPO, izay tonga tamin’i Joela, zanak’i Petoela. |
Nampitondrain’ny TOMPO an’i Jeremià ireo hafatra ireo, nanomboka ny taona faha-13 nanjakan’i Jôsià, zanakalahin’i Amôna sady mpanjakan’i Joda,
Ny teny izay nampitain’ny TOMPO tamin’i Hôsea zanakalahin’i Beerỳ tamin’ny andron’i Hozià sy i Jôtama sy i Ahaza ary i Hezekià mpanjakan’i Joda, sy tamin’ny andron’i Jerôbohama zanakalahin’i Jôasy sady mpanjakan’i Israely.
Fa izay mitranga eto izao dia fahatanterahan’ilay voalazan’Andriamanitra tamin’ny alalan’i Joela mpaminany hoe:
satria na oviana na oviana tsy nisy faminaniana avy tamin’ny sitrapon’ny olona, fa avy tamin’Andriamanitra no nitenenan’ny olona izay nentanin’ny Fanahy Masina.