Jeremia 7:1 - DIEM PROTESTANTA Nisy baiko avy amin’ny TOMPO tonga tamin’i Jeremià ka nandidy azy Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izao no teny tonga tamin’i Jeremia avy tamin’NY TOMPO: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nisy baiko avy amin’ny TOMPO tonga tamin’i Jeremià ka nandidy azy Baiboly Katolika Izao no teny nataon’i Jeremia, tamin’ny anaran’i Iaveh, dia toy izao: Baiboly Protestanta Malagasy IZAO no teny tonga tamin’i Jeremia avy tamin’i Jehovah: Malagasy Bible Izao no teny tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Jehovah: La Bible en Malgache Izao no teny tonga tamin’i Jeremia avy tamin’NY TOMPO: |
Nisy hafatra azon’i Jeremià ho an’ny vahoaka rehetra ao Joda tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Jôiakima, zanakalahin’i Jôsià sady mpanjakan’i Joda, dia ny taona voalohany nanjakan’i Nebokadnetsara, mpanjakan’i Babilôna.
hitsangana eo am-bavahadin’ny tranon’ny TOMPO sy hiantsoantso izao hafatra izao: «Mihainoa ny tenin’ny TOMPO ianareo olon’i Joda rehetra izay miditra amin’ity vavahady ity mba hivavaka amin’ny TOMPO.