Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Jeremia 6:30 - DIEM PROTESTANTA

30 Volafotsy tsy misy ilana azy no ilazana ireny olona ireny, satria tsy ilain’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Ataon’ny olona hoe volafotsy tsy ilaina izy satria tsy ilain’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Volafotsy tsy misy ilana azy no ilazana ireny olona ireny, satria tsy ilain’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

30 Volafotsy farany, hoy ny olona: satria efa nataon’i Iaveh ao amin’ny fanarian-javatra izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Ataon’ny olona hoe ,Volafotsy tsy lany’ izy, Satria tsy lanin’i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 Ataon'ny olona hoe, volafotsy tsy lany izy, satria tsy lanin'i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 6:30
16 Rohy Ifampitohizana  

Izany no nandavan’ny TOMPO ny taranak’i Israely rehetra ka nampahoriny azy sy nanolorany azy ho eo an-tanan’ny mpandroba ary farany hanesorany azy ho lavitra ny fanatrehany.


Ny olon-dratsy eran-tany taim-by fanarinao: izany no itiavako ny baikonao.


Hoy kosa Andriamanitra hoe: «Tena tsy mahalala mihitsy ny mpanao ratsy rehetra fa fitsentsefana ny vahoakako no ataony foto-pivelomana sady Izaho tsy antsoiny akory!»


Esory amin’ny volafotsy ny lotony, dia fanaka sarobidy no havoakan’ny mpanefy;


Toa volafotsy nanjary tain-drendrika ary toa divay voatapo-drano ianao, ry Jerosalema.


Ry Jerosalema, hahita raharaha amiko ianao: hodioviko amin’ny afo ianao mba hialan’ny tain-drendrikao ary hoesoriko ny lotom-pirakao rehetra.


Tompo ô, efa narianao tokoa ve i Joda? Efa naharikoriko Anao ve i Tsiôna? Nahoana no mikapoka mafy anay Ianao ka tsy misy mahasitrana anay? Nanantena fiadanana izahay kanjo tsy nisy soa akory, ary niandrandra fotoam-pahasitranana kanjo indro zava-mahatahotra.


Ary hoy ny TOMPO tamin’i Jeremià: –Raha misy mpaminany na mpisorona na olona hafa manontany anao hoe: «Inona no hafatry ny TOMPO, inona no enta-mavesatra anereny antsika?», dia hovalianao hoe: «Ianareo no enta-mavesatra; noho izany, dia hariako ianareo, hoy ny teny hentitry ny TOMPO.»


Nisy baiko avy amin’ny TOMPO tonga tamin’i Jeremià ka nandidy azy


Hoy ny TOMPO hoe: «Ry vahoakan’i Joda, hetezo ka ario ny volonao lava izay marika fa voatokana ho Ahy ianao. Manaova hira fisaonana eny amin’ny havoana mangadihady; fa hariako sady ho laviko ianao, satria taranaka mahatezitra Ahy.»


Sa holavinao tanteraka ve izahay na hiharan’ny hatezeranao mihoa-pampana?


Harian’ilay Andriamanitro izy satria tsy nihaino Azy, ka dia ho tonga mpirenireny any amin’ny hafa firenena any.


Tao anatin’ny iray volana monja dia telo ny mpiandry azy no noroahiko; avy eo dia lotika tamin’ny ondry ny foko, sady izy koa efa tofoka ahy.


–Ianareo no sira hanasoa ny tany; fa raha ny sira no tonga matsatso, hatao ahoana indray no fanome hasina azy? Tsy misy antony intsony izy fa dia ariam-potsiny any ivelany hohitsakitsahin’ny olona.


Manontany àry aho hoe: Sao narian’Andriamanitra ny vahoakany? Sanatria izany! Fa izaho koa mba Israelita, taranak’i Abrahama sady anisan’ny fokon’i Benjamîna!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra