Jeremia 39:4 - DIEM PROTESTANTA
Raha vao nahita izany i Tsedekià mpanjaka sy ireo rehetra miaramilany, dia nandositra. Tamin’ny alina no niala tao an-tanàna izy, ka namakivaky ny zaridainan’ny mpanjaka, izay nandalo tamin’ny vavahady eo anelanelan’ny manda roa, ary nihazo ny lalana mankany amin’ny lohasahan’i Jôrdàna.
Jereo ny toko
Ary rehefa nahita ireo i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, sy ny miaramilany rehetra, dia nandositra ka lasa nandeha alina niala tao an-tanàna, nahazo ny lalana mankany amin’ny sahan’ny mpanjaka, tamin’ny vavahady eo anelanelan’ny manda roa; ary lasa nivoaka nankany amin’ny lalana mankeny amin’ny tany ngazana izy.

Nony nahita azy ireo i Sedesiasa, mpanjakan’i Jodà, mbamin’ny lehilahy mpiady rehetra, dia nandositra sy nivoaka ny tanàna tamin’ny alina, nihazo ny lalan’ny zaridainan’ny mpanjaka, teo amin’ny vavahady anelanelan’ny manda roa izy, dia niditra ny lalana mankany amin’ny tany lemaka.
Jereo ny toko
Ary rehefa nahita ireo Zedekia, mpanjakan’ny Joda, sy ny miaramila rehetra, dia nandositra izy ka lasa nandeha alina niala tao an-tanàna, nahazo ny làlana mankamin’ny sahan’ny mpanjaka, tamin’ny vavahady eo anelanelan’ny mànda roa; ary lasa nivoaka nankany amin’ny làlana mankeny amin’ny tani-hay izy.
Jereo ny toko
Ary rehefa nahita ireo Zedekia, mpanjakan'ny Joda, sy ny miaramila rehetra, dia nandositra izy ka lasa nandeha alina niala tao an-tanàna, nahazo ny lalana mankamin'ny sahan'ny mpanjaka, tamin'ny vavahady eo anelanelan'ny manda roa; ary lasa nivoaka nankany amin'ny lalana mankeny amin'ny tani-hay izy.