Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 22:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Nitsoaka nandositra ireo mpitari-tafikao, azo babo noho ny tifitra tsipîka izy. Nataon’ny fahavalo sambo-belona avokoa izay hitany, hatramin’ireo efa nitsoaka nandositra lavitra aza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Miara-mandositra ny mpitondra anao; afatotry ny mpandefa zana-tsipìka izy. Izay olona rehetra hita tao aminao dia niaraka azo babo, na dia nitady handositra lavitra aza.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Nitsoaka nandositra ireo mpitari-tafikao, azo babo noho ny tifitra tsipîka izy. Nataon’ny fahavalo sambo-belona avokoa izay hitany, hatramin’ireo efa nitsoaka nandositra lavitra aza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Ny lehibenao indray nandositra avokoa, voasambotra tsy amin-tsipìka; ny vahoakanao indray azo avokoa, teny am-pandosirana any lavitra any.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Niara-nandositra ny lehibenao, Nafatotra tsy amin-tsipìka izy; Izay rehetra hita tao aminao dia niara-nafatotra, Na dia nitady handositra lavitra aza.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Niara-nandositra ny lehibenao, nafatotra tsy amin-tsipìka izy; Izay rehetra hita tao aminao dia niara-nafatotra, na dia nitady handositra lavitra aza.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Miara-mandositra ny mpitondra anao; afatotry ny mpandefa zana-tsipìka izy. Izay olona rehetra hita tao aminao dia niaraka azo babo, na dia nitady handositra lavitra aza.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 22:3
7 Rohy Ifampitohizana  

Fa nandositra teo anoloan’ny sabatra ireny, teo anoloan’ny sabatra tsy nitsitsitsitsy sy teo anoloan’ny tsipîka nihenjana ary teo anoloan’ny ady mahery vaika.


Amin’ny andro hitrangan’izany, hoy ny teny hentitry ny Tompo, dia ho kivy ny mpanjaka sy ny mpitondra ambony, ho ketraka ny mpisorona ary hivarahontsana ny mpaminany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra