Jeremia 32:4 - DIEM PROTESTANTA
Ary na dia i Tsedekià mpanjakan’i Joda aza dia tsy ho afa-mitsoaka amin’ny Babilônianina fa hatolotra tokoa amin’ny mpanjakan’i Babilôna. Tsy maintsy hiseho eo anatrehan’i Nebokadnetsara izy ka hifandahatra aminy mivantana.
Jereo ny toko
ary i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, dia tsy ho afa-mandositra ny tanan’ny Kaldeana, fa hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilona tokoa, ary hiteny aminy mifanatrika izy sady hifankahita maso aminy;

ary i Sedesisa mpanjakan’i Jodà tsy ho afaka eo an-tanan’ny Kaldeanina, fa hatolotra mihitsy eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilôna, ka hiteny aminy mifanatrika, sy hifankahita maso aminy.
Jereo ny toko
ary Zedekia, mpanjakan’ny Joda, dia tsy ho afa-mandositra ny tànan’ny Kaldeana, fa hatolotra eo an-tànan’ny mpanjakan’i Babylona tokoa izy, ary hiteny aminy mifanatrika izy sady hifankahita maso aminy;
Jereo ny toko
ary Zedekia, mpanjakan'ny Joda, dia tsy ho afa-mandositra ny tanan'ny Kaldeana, fa hatolotra eo an-tànan'ny mpanjakan'i Babylona tokoa izy, ary hiteny aminy mifanatrika izy sady hifankahita maso aminy;