Hosea 3:3 - DIEM PROTESTANTA
Ary hoy aho taminy: «Mandritra ny andro maromaro dia hijanona ato an-tranoko ianao, ka tsy hivaro-tena na hanitsakitsaka ahy amin’ny olon-kafa intsony. Izaho koa ho toy izany aminao.»
Jereo ny toko
Ary hoy aho taminy: Andro maro no hijanonanao amiko; fa tsy mahazo mijangajanga na manambady olon-kafa ianao; ary izaho koa dia ho toy izany aminao.

dia hoy Aho taminy: «Ianao hijanona eo, ho Ahy, mandritra ny andro maro; tsy hijangajanga, tsy ho an’ny lehilahy hafa ianao; ary Izaho koa hanao torak’izany aminao.
Jereo ny toko
Ary hoy izaho taminy: Andro maro no hitoeranao miandry ahy; fa tsy havela hijangajanga na hanambady olon-kafa hianao; ary izaho koa dia ho toy izany aminao.
Jereo ny toko
Ary hoy izaho taminy: Andro maro no hitoeranao miandry ahy; fa tsy havela hijangajanga na hanambady olon-kafa ianao; ary izaho koa dia ho toy izany aminao.
Jereo ny toko
Ary hoy aho taminy: Andro maro no hijanonanao amiko; fa tsy mahazo mijangajanga na manambady olon-kafa ianao; ary izaho koa dia ho toy izany aminao.
Jereo ny toko