Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Hosea 3:3 - Baiboly Katolika

3 dia hoy Aho taminy: «Ianao hijanona eo, ho Ahy, mandritra ny andro maro; tsy hijangajanga, tsy ho an’ny lehilahy hafa ianao; ary Izaho koa hanao torak’izany aminao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Ary hoy aho taminy: Andro maro no hijanonanao amiko; fa tsy mahazo mijangajanga na manambady olon-kafa ianao; ary izaho koa dia ho toy izany aminao.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

3 Ary hoy aho taminy: «Mandritra ny andro maromaro dia hijanona ato an-tranoko ianao, ka tsy hivaro-tena na hanitsakitsaka ahy amin’ny olon-kafa intsony. Izaho koa ho toy izany aminao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Ary hoy aho taminy: «Mandritra ny andro maromaro dia hijanona ato an-tranoko ianao, ka tsy hivaro-tena na hanitsakitsaka ahy amin’ny olon-kafa intsony. Izaho koa ho toy izany aminao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Ary hoy izaho taminy: Andro maro no hitoeranao miandry ahy; fa tsy havela hijangajanga na hanambady olon-kafa hianao; ary izaho koa dia ho toy izany aminao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Ary hoy izaho taminy: Andro maro no hitoeranao miandry ahy; fa tsy havela hijangajanga na hanambady olon-kafa ianao; ary izaho koa dia ho toy izany aminao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Ary hoy aho taminy: Andro maro no hijanonanao amiko; fa tsy mahazo mijangajanga na manambady olon-kafa ianao; ary izaho koa dia ho toy izany aminao.

Jereo ny toko dika mitovy




Hosea 3:3
2 Rohy Ifampitohizana  

Koa aza manao fanekena amin’ny mponina amin’ny tany, fandrao, rehefa mitolo-tena amin’ny andriamaniny ireny sy manolo-tsorona aminy, dia asainy koa ianao sy hihinana amin’ny sorony;


ny fitafiany tamin’ny nahababo azy havelany, ary izy hitoetra ao an-tranonao, hitomany ny ray aman-dreniny iray volana izy; raha efa izany dia handeha aminy ianao, ka ianao ho vadiny, izy ho vadinao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra