Ianao, ry Reobena, no lahimatoako, voalohan-terako tao anatin’ny heriko. Ihoaranao ny rahalahinao amin’ny fahamendrehana sy ny hery.
Genesisy 49:2 - DIEM PROTESTANTA Mivoria ianareo ka mihainoa, ry zanakalahin’i Jakôba, eny, mihainoa an’i Israely rainareo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Miangòna ka mihainoa, ry zanakalahin’i Jakoba, eny, mihainoa an’Israely rainareo: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Mivoria ianareo ka mihainoa, ry zanakalahin’i Jakôba, eny, mihainoa an’i Israely rainareo. Baiboly Katolika Mivoria, ry zanaka lahin’i Jakôba, ka mihainoa: Mihainoa an’i Israely rainareo. Baiboly Protestanta Malagasy Miangòna, ka mandrenesa, ry zanakalahin’i Jakoba, Eny, mihainoa an’Isiraely rainareo: Malagasy Bible Miangòna, ka mandrenesa, ry zanakalahin'i Jakoba, eny, mihainoa an'Isiraely rainareo: La Bible en Malgache Miangòna ka mihainoa, ry zanakalahin’i Jakoba, eny, mihainoa an’Israely rainareo: |
Ianao, ry Reobena, no lahimatoako, voalohan-terako tao anatin’ny heriko. Ihoaranao ny rahalahinao amin’ny fahamendrehana sy ny hery.
Na dia ireo mpanankarena aza, mety tsy ampy hanina ka ho noana; fa izay mitady ny TOMPO tsy mba ho orin-java-tsoa.
Koa ankehitriny henoinareo aho, rey anaka, ary tandremo tsara ny teny aloaky ny vavako.
«Ary ankehitriny henoinareo aho, rey anaka; fa sambatra ianareo manaraka ny sori-dalako.
Mivoria ka mihainoa ianareo rehetra: Ilay tiako no hanatanteraka izay sitrapoko amin’i Babilôna sy amin’ny taranaky ny Kaldeanina. Kanefa iza taminareo moa no nanambara izany? Tsy misy.