Genesisy 49:3 - DIEM PROTESTANTA3 Ianao, ry Reobena, no lahimatoako, voalohan-terako tao anatin’ny heriko. Ihoaranao ny rahalahinao amin’ny fahamendrehana sy ny hery. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Ry Robena, lahimatoako ianao, heriko sy voalohan’ny tanjako; manana tombom-pisandratana, manana tombon-kery. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Ianao, ry Reobena, no lahimatoako, voalohan-terako tao anatin’ny heriko. Ihoaranao ny rahalahinao amin’ny fahamendrehana sy ny hery. Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 I Robena ô, ianao lahimatoako. Heriko sy voalohan-teraky ny tanjako, ka manan-tombom-boninahitra, manan-tombom-pahefana, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ry robena, lahimatoako hianao, Heriko sy voalohan’ny tanjako, Manan-tombom-pisandratana, manan-tombon-kery. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ry ROBENA, lahimatoako ianao, heriko sy voalohan'ny tanjako, manan-tombom-pisandratana, manan-tombon-kery. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Ry Robena, lahimatoako ianao, heriko sy voalohan’ny tanjako; manana tombom-pisandratana, manana tombon-kery. Jereo ny toko |
Ny isam-pokon’i Israely no nanaovam-panisana araka ny tarika sy ny fianakaviany avy, ka nanoratana ny anaran’ny lehilahy rehetra feno roapolo taona no ho miakatra ka mahatam-piadiana. Natomboka tamin’ny fokon’i Reobena lahimatoan’i Jakôba izany. Toy izao manaraka izao ny isa azo: Ny fokon’i Reobena: 46 500 Ny fokon’i Simehôna: 59 300 Ny fokon’i Gada: 45 650 Ny fokon’i Joda: 74 600 Ny fokon’i Jisakara: 54 400 Ny fokon’i Zebolòna: 57 400 Ny fokon’i Efraîma zanakalahin’i Jôsefa: 40 500 Ny fokon’i Manase zanakalahin’i Jôsefa: 32 200 Ny fokon’i Benjamîna: 35 400 Ny fokon’i Dana: 62 700 Ny fokon’i Asera: 41 500 Ny fokon’i Naftalỳ: 53 400