Genesisy 49:1 - DIEM PROTESTANTA1 Nantsoin’i Jakôba ireo zanany ka nilazany hoe: –Mivoria ianareo, fa hambarako aminareo izay zavatra hiseho aminareo any aoriana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Ary namory ireo zanany lahy i Jakoba ka niteny hoe: Mivoria ianareo mba hanambarako aminareo izay ho tonga aminareo amin’ny ho avy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Nantsoin’i Jakôba ireo zanany ka nilazany hoe: –Mivoria ianareo, fa hambarako aminareo izay zavatra hiseho aminareo any aoriana. Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 Ary i Jakôba namory ny zanany lahy, ka nanao taminy hoe: «Mivoria ianareo, fa hambarako aminareo izay ho tonga aminareo any an-parany any: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY Jakoba namory ny zanani-lahy ka nanao hoe: Mivoria hianareo, mba hanambarako aminareo izay ho tonga aminareo any am-parany. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary Jakoba namory ny zananilahy ka nanao hoe: Mivoria ianareo, mba hanambarako aminareo izay ho tonga aminareo any am-parany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Ary namory ireo zanany lahy i Jakoba ka niteny hoe: Mivoria ianareo mba hanambarako aminareo izay ho tonga aminareo amin’ny ho avy. Jereo ny toko |
Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Kirôsa mpanjakan’i Persia, dia nisy hafatra nambara tamin’i Daniela izay nantsoina koa hoe Beltesatsara. Izany hafatra izany dia azo antoka sady nilaza fa hisy fisedrana goavana. Nodinihin’i Daniela izany hafatra izany; ary tamin’ny alalan’ny fahitana no nahafantarany ny heviny.