Raha mbola nitaredretra i Lôta, dia notantanan’ny anjely izy mbamin’ny vady aman-janany ho any ivelan’ny tanàna noho ny famindrampon’ny TOMPO taminy.
Genesisy 43:10 - DIEM PROTESTANTA Ary ankehitriny raha tsy nitaredretra izahay, dia efa tafaverina fanindroany toy izay. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Raha tsy nitaredretra izahay dia efa tafaverina fanindroany toy izay. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary ankehitriny raha tsy nitaredretra izahay, dia efa tafaverina fanindroany toy izay. Baiboly Katolika Fa raha tsy nijanonjanona izahay dia efa tafaverina fanindroany toy izay.» Baiboly Protestanta Malagasy fa raha tsy nijanonjanona izahay, dia efa tavaferina fanindroany toy izay. Malagasy Bible fa raha tsy nijanonjanona izahay, dia efa tafaverina fanindroany toy izay. La Bible en Malgache Raha tsy nitaredretra izahay dia efa tafaverina fanindroany toy izay. |
Raha mbola nitaredretra i Lôta, dia notantanan’ny anjely izy mbamin’ny vady aman-janany ho any ivelan’ny tanàna noho ny famindrampon’ny TOMPO taminy.
Ka hoy i Jakôba tamin’ireo zanany: –Raha izany àry, dia izao no ataovy: Mitondrà an-kitaponareo zavatra tsara vokatry ny tany mba hataonareo fanomezana ho an’ilay Ejiptianina. Mitondrà zava-manitra isan-karazany: menaka manitra, làdana, tantely, voam-boatavo, ary amandy.
Izaho no hiantoka azy ka azonao takîna amiko; fa raha tsy haveriko eto anatrehanao izy, dia ho meloka aminao mandritra ny androko rehetra aho.