Genesisy 42:7 - DIEM PROTESTANTA Vao hitan’i Jôsefa ireo rahalahiny, dia fantany; saingy mody niseho ho vahiny taminy kosa i Jôsefa sady nandrahona azy hoe: –Avy aiza moa ianareo? Hoy kosa ireo hoe: –Avy any amin’ny tany Kanahàna izahay. Tonga mba hividy sakafo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Rehefa hitan’i Josefa ireo rahalahiny dia fantany ihany, nefa nody olon-kafa taminy izy ka niteny mafy tamin’izy ireo hoe: Avy aiza ianareo? Dia hoy ny rahalahiny: Avy any amin’ny tany Kanana izahay mba hividy hanina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Vao hitan’i Jôsefa ireo rahalahiny, dia fantany; saingy mody niseho ho vahiny taminy kosa i Jôsefa sady nandrahona azy hoe: –Avy aiza moa ianareo? Hoy kosa ireo hoe: –Avy any amin’ny tany Kanahàna izahay. Tonga mba hividy sakafo. Baiboly Katolika Vao nahita ireo rahalahiny i Josefa dia nahalala azy; nefa nody olon-kafa taminy izy, ka niteny mafy taminy, nanao hoe: «Avy aiza ianareo?» Ary hoy ny navalin’ireo: «Avy amin’ny tany Kanaana izahay, mba hividy hanina.» Baiboly Protestanta Malagasy Ary hitan’i Josefa ny rahalahiny, dia fantany ihany izy, nefa nody olon-kafa taminy izy ka niteny mafy taminy nanao hoe: Avy aiza hianareo? Ary hoy kosa izy: Avy any amin’ny tany Kanana izahay mba hividy hanina. Malagasy Bible Ary hitan'i Josefa ny rahalahiny, dia fantany ihany izy, nefa nody olon-kafa taminy izy ka niteny mafy taminy nanao hoe: Avy aiza ianareo? Ary hoy kosa izy: Avy any amin'ny tany Kanana izahay mba hividy hanina. La Bible en Malgache Rehefa hitan’i Josefa ireo rahalahiny dia fantany ihany, nefa nody olon-kafa taminy izy ka niteny mafy tamin’izy ireo hoe: Avy aiza ianareo? Dia hoy ny rahalahiny: Avy any amin’ny tany Kanana izahay mba hividy hanina. |
Nipetraka nanoloana an’i Jôsefa arakara-jokiny ireo rahalahin’i Jôsefa, manomboka amin’ny lahimatoa ka miafara amin’ny faralahy. Dia nifampijerijery ireo sady gaga.