Ary rehefa mandeha any amin’ny foko nipoirako ianao, na dia tsy omeny aza, dia afaka amin’ny fampianianako.»
Genesisy 24:8 - DIEM PROTESTANTA Raha tsy manaiky hanaraka anao ilay razazavavy, dia afaka amin’izao fianianana izao ianao; fa ny zanako kosa aza entinao miverina any. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary raha tsy mety manaraka anao Ravehivavy dia afaka amin’izao fampianianako anao izao ianao. Fa izao ihany: Aza entinao miverina any mihitsy ny zanako. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Raha tsy manaiky hanaraka anao ilay razazavavy, dia afaka amin’izao fianianana izao ianao; fa ny zanako kosa aza entinao miverina any. Baiboly Katolika Ary raha tsy mety hanaraka anao ny vehivavy dia afaka amin’izao fianianana ampanaoviko izao ianao; fa aza entinao mankany ny zanako.» Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha tsy hety hiaraka aminao ny vehivavy, dia ho afaka amin’izao fampianianako anao izao hianao; fa izao ihany: aza entinao miverina any mihitsy ny zanako. Malagasy Bible Ary raha tsy hety hiaraka aminao ny vehivavy, dia ho afaka amin'izao fampianianako anao izao ianao; fa izao ihany: aza entinao miverina any mihitsy ny zanako La Bible en Malgache Ary raha tsy mety manaraka anao Ravehivavy dia afaka amin’izao fampianianako anao izao ianao. Fa izao ihany: Aza entinao miverina any mihitsy ny zanako. |
Ary rehefa mandeha any amin’ny foko nipoirako ianao, na dia tsy omeny aza, dia afaka amin’ny fampianianako.»
Raha ren-drainy izany voady na fianianana izany, nefa tsy notoheriny, dia manan-kery ny voady amam-pianianana rehetra nataon’ilay tovovavy.
Raha rem-badiny izany nefa tsy notoheriny, dia manan-kery ny voady amam-pianianana rehetra nataony.
Dia novaliany hoe: –Ianareo rahalahy sy ianareo ray aman-dreny, henoy aho. Ilay Andriamanitra be voninahitra dia niseho tamin’i Abrahama razantsika fony izy tany Mezôpôtamia fa mbola tsy nifindra monina tany Haràna.
Tsy maintsy avelantsika ho velona ihany ireo: fa raha tsy izany, dia hiharan’ny fahatezeran’ny Tompo isika noho ny fianianana efa vitanay. Saingy izao no hataontsika azy: