Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 24:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Dia napetrak’ilay mpanompo tao ambany fen’i Abrahama tompony ny tanany, ary nianiana taminy momba io raharaha io izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Dia nataon’ilay mpanompo tao ambanin’ny fen’i Abrahama tompony ny tanany ka nianiana taminy ny amin’izany zavatra izany izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Dia napetrak’ilay mpanompo tao ambany fen’i Abrahama tompony ny tanany, ary nianiana taminy momba io raharaha io izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Dia napetrak’ilay mpanompo tao ambany fen’i Abrahama tompony ny tanany, ka nanao fianianana momba izany teo anatrehany izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary nataon’ilay mpanompo tambanin’ny fen’i Abrahama tompony ny tànany, ka nianiana taminy ny amin’izany zavatra izany izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary nataon'ilay mpanompo tambanin'ny fen'i Abrahama tompony ny tanany, ka nianiana taminy ny amin'izany zavatra izany izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Dia nataon’ilay mpanompo tao ambanin’ny fen’i Abrahama tompony ny tanany ka nianiana taminy ny amin’izany zavatra izany izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 24:9
2 Rohy Ifampitohizana  

Dia naka rameva folo tamin’ny ramevan’ny tompony izy sady nitondra izay zavatra tsara indrindra nananan’ny tompony, dia niainga hankany Mezôpotamia ambony, any amin’ny tanànan’i Nahôra.


Indray andro dia hoy i Abrahama tamin’ilay mpanompony tranainy indrindra tao an-tranony, izay mpifehy ny fananany rehetra: –Apetraho ato ambany feko ny tananao,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra