Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 24:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Raha tsy manaiky hanaraka anao ilay razazavavy, dia afaka amin’izao fianianana izao ianao; fa ny zanako kosa aza entinao miverina any.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Ary raha tsy mety manaraka anao Ravehivavy dia afaka amin’izao fampianianako anao izao ianao. Fa izao ihany: Aza entinao miverina any mihitsy ny zanako.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Raha tsy manaiky hanaraka anao ilay razazavavy, dia afaka amin’izao fianianana izao ianao; fa ny zanako kosa aza entinao miverina any.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Ary raha tsy mety hanaraka anao ny vehivavy dia afaka amin’izao fianianana ampanaoviko izao ianao; fa aza entinao mankany ny zanako.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ary raha tsy hety hiaraka aminao ny vehivavy, dia ho afaka amin’izao fampianianako anao izao hianao; fa izao ihany: aza entinao miverina any mihitsy ny zanako.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ary raha tsy hety hiaraka aminao ny vehivavy, dia ho afaka amin'izao fampianianako anao izao ianao; fa izao ihany: aza entinao miverina any mihitsy ny zanako

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Ary raha tsy mety manaraka anao Ravehivavy dia afaka amin’izao fampianianako anao izao ianao. Fa izao ihany: Aza entinao miverina any mihitsy ny zanako.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 24:8
8 Rohy Ifampitohizana  

Ary rehefa mandeha any amin’ny foko nipoirako ianao, na dia tsy omeny aza, dia afaka amin’ny fampianianako.»


Raha ren-drainy izany voady na fianianana izany, nefa tsy notoheriny, dia manan-kery ny voady amam-pianianana rehetra nataon’ilay tovovavy.


Raha rem-badiny izany nefa tsy notoheriny, dia manan-kery ny voady amam-pianianana rehetra nataony.


sady ho fantatrareo ny marina, ary ny marina no hanafaka anareo!


Dia novaliany hoe: –Ianareo rahalahy sy ianareo ray aman-dreny, henoy aho. Ilay Andriamanitra be voninahitra dia niseho tamin’i Abrahama razantsika fony izy tany Mezôpôtamia fa mbola tsy nifindra monina tany Haràna.


Tsy maintsy avelantsika ho velona ihany ireo: fa raha tsy izany, dia hiharan’ny fahatezeran’ny Tompo isika noho ny fianianana efa vitanay. Saingy izao no hataontsika azy:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra