Genesisy 10:30 - DIEM PROTESTANTA Ny fonenan’izy ireo dia manomboka eo Mesà ka hatrany amin’ny tendrombohitra atsinanana mankany Sefara. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny fonenan’ireo dia hatrany Mesa ao akaikin’i Sefara, tendrombohitra any atsinanana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny fonenan’izy ireo dia manomboka eo Mesà ka hatrany amin’ny tendrombohitra atsinanana mankany Sefara. Baiboly Katolika Izy rehetra ireo dia zanak’i Jektàna. Ny tany nonenan’izy ireo dia ny tendrombohitra atsinanana hatrany Mesà manitsy an’i Sefara. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny fonenan’ireo dia hatrany Mesa ao akaikin’i Sefara, tendrombohitra atsinanana. Malagasy Bible Ary ny fonenan'ireo dia hatrany Mesa ao akaikin'i Sefara, tendrombohitra atsinanana. La Bible en Malgache Ny fonenan’ireo dia hatrany Mesa ao akaikin’i Sefara, tendrombohitra any atsinanana. |
Ireo no zanakalahin’i Sema voatsinjara araka ny fokony sy ny fiteniny avy, ary ao amin’ny taniny sy ny fireneny avy.
Dia nanao izao tononkalo manaraka izao i Balahama: «I Balàka, mpanjakan’i Môaba, dia nampaka ahy avy any Siria, avy any amin’ny tendrombohitra amin’ny ilany atsinanan’izany tany izany. Avia, hoy izy tamiko, hanozona ny taranak’i Jakôba; avia handrahona ny Israelita.