Fa ny tany nampitsimoka zava-maitso: zava-maniry misy voa famafy isan-karazany, hazo vokatra voankazo izay misy voany na taolany isan-karazany; ka hitan’Andriamanitra fa tsara izany.
Genesisy 1:13 - DIEM PROTESTANTA Dia nisy hariva ary nisy maraina; izany no andro fahatelo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nisy hariva ary nisy maraina; izay no andro fahatelo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nisy hariva ary nisy maraina; izany no andro fahatelo. Baiboly Katolika Dia nisy hariva ary nisy maraina; izay no andro fahatelo. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nisy hariva, ary nisy maraina,– andro fahatelo izany. Malagasy Bible Dia nisy hariva. ary nisy maraina, andro fahatelo izany. La Bible en Malgache Dia nisy hariva ary nisy maraina; izay no andro fahatelo. |
Fa ny tany nampitsimoka zava-maitso: zava-maniry misy voa famafy isan-karazany, hazo vokatra voankazo izay misy voany na taolany isan-karazany; ka hitan’Andriamanitra fa tsara izany.
Ary Andriamanitra niteny hoe: «Aoka hisy fanazavana eny amin’ny habakabaky ny lanitra mba hampiavaka ny andro sy ny alina sady ho marika hamantarana ny fety mbamin’ny andro sy ny taona!
Ary hitan’Andriamanitra fa izay rehetra nataony dia indro tena tsara. Dia nisy hariva ary nisy maraina; izany no andro fahenina.
Ny mazava nantsoin’Andriamanitra hoe andro, fa ny haizina kosa nantsoiny hoe alina. Dia nisy hariva ary nisy maraina; izany no andro voalohany.
Ary ny habakabaka nantsoin’Andriamanitra hoe lanitra. Dia nisy hariva ary nisy maraina; izany no andro faharoa.
Ary hoy i Jesoa taminy: –Lazaiko marina aminao fa anio dia anio ihany, raha mbola tsy maneno indroa akory ny akoho, dia handà Ahy intelo ianao.