Estera 9:15 - DIEM PROTESTANTA
Dia nivory indray ny Jiosy tao Sosany iny andro faha-14 tamin’ny volana Adara iny ka namono olona telon-jato lahy tao an-tanàna. Kanefa ny fananany tsy mba norobainy tsy akory.
Jereo ny toko
Dia nivory indray ny Jiosy izay tany Sosana tamin’ny andro fahefatra amby folo tamin’ny volana Adara ka namono olona telonjato lahy tany Sosana. Kanefa ny fananany dia tsy mba norobainy.
Jereo ny toko
Dia nivory indray ny Jiosy tao Sosany iny andro faha-14 tamin’ny volana Adara iny ka namono olona telon-jato lahy tao an-tanàna. Kanefa ny fananany tsy mba norobainy tsy akory.
Jereo ny toko
Dia nivory indray ny Jiosy izay tany Sosana tamin’ny andro fahefatra ambin’ny folo tamin’ny volana Adara ka namono olona telon-jato lahy tany Sosana; kanefa ny fananany tsy mba norobainy tsy akory.
Jereo ny toko
Dia nivory indray ny Jiosy izay tany Sosana tamin'ny andro fahefatra ambin'ny folo tamin'ny volana Adara ka namono olona telon-jato lahy tany Sosana; kanefa ny fananany tsy mba norobainy tsy akory.
Jereo ny toko
Dia nivory indray ny Jiosy izay tany Sosana tamin’ny andro fahefatra amby folo tamin’ny volana Adara* ka namono olona telonjato lahy tany Sosana. Kanefa ny fananany dia tsy mba norobainy.
Jereo ny toko