Estera 8:5 - DIEM PROTESTANTA
ary nanao hoe: –Ry andriamanjaka, raha sitrakao sy ataonao ho mety ary raha mba mahazo fitia eo anatrehanao sy tsara eo imasonao aho, dia aoka hisy soratra hanova ireo taratasy voahevitr’i Hamàna zanakalahin’i Hamedatà sady taranak’i Agaga. Nosoratan’i Hamàna manko ireny taratasy ireny hampandringana ny Jiosy any amin’ny faritany rehetra manerana ny fanjakanao.
Jereo ny toko
ary niteny hoe: Raha sitraky ny mpanjaka, ary mahita fitia eto imasony aho, sady ataon’ny mpanjaka ho mety izany, ka mahita sitraka eto imasony aho, dia aoka hisy soratra hanova ireny taratasy voahevitr’i Hamana, zanak’i Hamedota agagita, ireny, izay nosoratany mba handringanana ny Jiosy any amin’ny fari-piadidiana rehetra manerana ny fanjakan’ny mpanjaka.

ary nanao hoe: Raha sitraky ny mpanjaka, ary mahita fitia eto imasony aho, sady ataon’ny mpanjaka ho mety izany, ka mahita sitraka eto imasony aho, dia aoka hisy soratra hanova ireny taratasy voahevitr’i Hamana, zanak’i Hamedota Agagita, ireny, izay nosoratany hampandringana ny Jiosy amin’ny isan-tokony eran’ny fanjakan’ny mpanjaka;
Jereo ny toko
ary nanao hoe: Raha sitraky ny mpanjaka, ary mahita fitia eto imasony aho, sady ataon'ny mpanjaka ho mety izany, ka mahita sitraka eto imasony aho, dia aoka hisy soratra hanova ireny taratasy voahevitr'i Hamana, zanak'i Hamedota Agagita, ireny izay nosoratany hampandringana ny Jiosy amin'ny isan-tokony eran'ny fanjakan'ny mpanjaka;