Estera 6:14 - DIEM PROTESTANTA
Mbola niresaka amin’i Hamàna eo ry zareo no tonga ireo tandapa nirahin’ny amperôra ka nitondra faingana an’i Hamàna ho any amin’ny fanasana izay efa nomanin’i Estera.
Jereo ny toko
Raha mbola niresaka taminy ihany ireo dia tonga ny ionòkan’ny mpanjaka ka naka haingana an’i Hamana ho any amin’ny fanasana izay efa namboarin’i Estera.
Jereo ny toko
Mbola niresaka amin’i Hamàna eo ry zareo no tonga ireo tandapa nirahin’ny amperôra ka nitondra faingana an’i Hamàna ho any amin’ny fanasana izay efa nomanin’i Estera.
Jereo ny toko
Ary raha mbola niresaka taminy ihany ireo, dia tonga ny tsindranolahin’ ny mpanjaka ka naka faingana an’i Hamana ho any amin’ny fanasana izay efa namboarin’i Estera.
Jereo ny toko
Ary raha mbola niresaka taminy ihany ireo, dia tonga ny tsindranolahin' ny mpanjaka ka naka faingana an'i Hamana ho ny amin'ny fanasana izay efa namboarin'i Estera.
Jereo ny toko
Raha mbola niresaka taminy ihany ireo dia tonga ny ionòkan’ny mpanjaka ka naka haingana an’i Hamana ho any amin’ny fanasana izay efa namboarin’i Estera.
Jereo ny toko