Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Estera 5:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Koa nampanantsoin’ny amperôra faingana i Hamàna mba hanaiky ny fiangavian’i Estera. Dia nankao amin’ny fanasana izay efa nomanin’i Estera ny amperôra mbamin’i Hamàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Dia hoy ny mpanjaka: Asaivo manatanteraka haingana ny tenin’i Estera i Hamana. Ary ny mpanjaka sy i Hamana dia tonga tao amin’ny fanasana izay efa namboarin’i Estera.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Koa nampanantsoin’ny amperôra faingana i Hamàna mba hanaiky ny fiangavian’i Estera. Dia nankao amin’ny fanasana izay efa nomanin’i Estera ny amperôra mbamin’i Hamàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Dia hoy ny mpanjaka: Asaovy avy faingana Hamana mba hanao araka ny tenin’i Estera. Ary ny mpanjaka sy Hamana dia nankeo amin’ny fanasana izay efa namboarin’i Estera.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Dia hoy ny mpanjaka: Asaovy avy faingana Hamana mba hanao araka ny tenin'i Estera. Ary ny mpanjaka sy Hamana dia nankeo amin'ny fanasana izay efa namboarin'i Estera.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Dia hoy ny mpanjaka: Asaivo manatanteraka haingana ny tenin’i Estera i Hamana. Ary ny mpanjaka sy i Hamana dia tonga tao amin’ny fanasana izay efa namboarin’i Estera.

Jereo ny toko dika mitovy




Estera 5:5
2 Rohy Ifampitohizana  

Dia novalian’i Estera hoe: –Raha sitrakao, ry andriamanjaka, dia aoka ianao miaraka amin’i Hamàna anio ho tonga amin’ny fanasana izay efa nomaniko ho anao.


Mbola niresaka amin’i Hamàna eo ry zareo no tonga ireo tandapa nirahin’ny amperôra ka nitondra faingana an’i Hamàna ho any amin’ny fanasana izay efa nomanin’i Estera.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra