Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Estera 7:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Dia lasa ny amperôra sy i Hamàna nankany amin’i Estera mpanjakavavy, ho ao amin’ilay fanasana faharoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Ary nankao amin’i Estera, vadin’ny mpanjaka, ho ao amin’ny fanasana, ny mpanjaka sy i Hamana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Dia lasa ny amperôra sy i Hamàna nankany amin’i Estera mpanjakavavy, ho ao amin’ilay fanasana faharoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 ARY ny mpanjaka sy Hamana dia nankao amin’i Estera, vadin’ny mpanjaka, ho ao amin’ny fanasana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ary ny mpanjaka sy Hamana dia nankao amin'i Estera, vadin'ny mpanjaka, ho ao amin'ny fanasana

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Ary nankao amin’i Estera, vadin’ny mpanjaka, ho ao amin’ny fanasana, ny mpanjaka sy i Hamana.

Jereo ny toko dika mitovy




Estera 7:1
4 Rohy Ifampitohizana  

Noho ny baikon’ny amperôra, dia nandeha faingana ny iraka; ary navoaka tao Sosany renivohitra koa izany didy manan-kery izany. Dia nipetraka hisotro ny amperôra sy i Hamàna, fa very hevitra kosa i Sosany iray tanàna.


Izao no izy, ry andriamanjaka: raha mba mahazo fitia eo imasonao aho, ka sitrakao ny hanome izay angatahiko sy hanatanteraka izay tadiaviko, dia aoka ianao miaraka amin’i Hamàna ho tonga amin’ny fanasana izay homaniko ho anao rahampitso; amin’izay aho no hamaly ny fanontanianao.


Mbola niresaka amin’i Hamàna eo ry zareo no tonga ireo tandapa nirahin’ny amperôra ka nitondra faingana an’i Hamàna ho any amin’ny fanasana izay efa nomanin’i Estera.


Ary teo am-pamaranana ny sakafo, dia hoy indray ny amperôra tamin’i Estera: –Inona no angatahinao sy tadiavinao? Fa na dia hatramin’ny antsasaky ny fanjakako aza, dia homeko anao izany ary ho azonao tokoa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra