Estera 5:1 - DIEM PROTESTANTA
Rehefa tapitra ny andro fahatelo nifadian-kanina, dia nitafy ny fanamiana maha mpanjakavavy azy i Estera ka niseho teo amin’ny kianja anatin’ny lapa, teo anoloan’ny efitranon’ny amperôra. Tamin’izay ny amperôra dia tao an-dapa sady nipetraka teo amin’ny sezafiandrianany, tandrifin’ny varavarana fidirana.
Jereo ny toko
Nony tamin’ny andro fahatelo dia nanao akanjo fiandrianana i Estera ka nitsangana teo amin’ny kianja anatiny amin’ny tranon’ny mpanjaka, teo anoloan’ny tranon’ny mpanjaka, ary ny mpanjaka dia nipetraka teo ambonin’ny sezafiandrianan’ny fanjakana tao an-dapa, tandrifin’ny vavahadin’ny trano.

ARY nony tamin’ny andro fahatelo, dia niakanjo akanjo fiandrianana Estera ka nitsangana teo amin’ny kianja anatiny amin’ny tranon’ny mpanjaka, dia teo anoloan’ny tranon’ny mpanjaka, ary ny mpanjaka nipetraka teo ambonin’ny seza fiandrianan’ny fanjakana tao an-dapa, tandrifin’ny vavahadin’ny trano.
Jereo ny toko
Ary nony tamin'ny andro fahatelo, dia niakanjo akanjo fiandrianana Estera ka nitsangana teo amin'ny kianja anatiny amin'ny tranon'ny mpanjaka, dia teo anoloan'ny tranon'ny mpanjaka, ary ny mpanjaka nipetraka teo ambonin'ny seza fiandrianan'ny fanjakana tao an-dapa, tandrifin'ny vavahadin'ny trano.