Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Estera 4:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Dia lasa i Môrdôkay nanao araka izay rehetra nandidian’i Estera azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Dia lasa i Mordekay ka nanatanteraka izay rehetra nandidian’i Estera azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Dia lasa i Môrdôkay nanao araka izay rehetra nandidian’i Estera azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Dia lasa Mordekay ka nanao araka izay rehetra nandidian’i Estera azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Dia lasa Mordekay ka nanao araka izay rehetra nandidian'i Estera azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Dia lasa i Mordekay ka nanatanteraka izay rehetra nandidian’i Estera azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Estera 4:17
2 Rohy Ifampitohizana  

«Ndeha vorio àry ny Jiosy rehetra eto Sosany; dia manaova fifadian-kanina noho ny amiko ianareo, ka aza mihinana na misotro mandritra ny telo andro sy telo alina. Hifady hanina toy izany koa ny tenako sy ireo mpanompovaviko; avy eo dia hankao amin’ny amperôra aho, na dia tsy ara-dalàna aza izany. Koa raha tsy maintsy ho faty aho, dia ho faty!»


Rehefa tapitra ny andro fahatelo nifadian-kanina, dia nitafy ny fanamiana maha mpanjakavavy azy i Estera ka niseho teo amin’ny kianja anatin’ny lapa, teo anoloan’ny efitranon’ny amperôra. Tamin’izay ny amperôra dia tao an-dapa sady nipetraka teo amin’ny sezafiandrianany, tandrifin’ny varavarana fidirana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra