Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Estera 3:3 - DIEM PROTESTANTA

Ka hoy ny mpandraharaha hafa tamin’i Môrdôkay: –Nahoana ianao no mandika ny didin’ny amperôra?

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Dia hoy ny mpanompon’ny mpanjaka izay teo am-bavahadin’ny mpanjaka tamin’i Mordekay: Nahoana ianao no mandika ny didin’ny mpanjaka?

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ka hoy ny mpandraharaha hafa tamin’i Môrdôkay: –Nahoana ianao no mandika ny didin’ny amperôra?

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Dia hoy ny mpanompon’ny mpanjaka izay teo am-bavahadin’ny mpanjaka tamin’i Mordekay: Nahoana hianao no mandika ny didin’ny mpanjaka?

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Dia hoy ny mpanompon'ny mpanjaka izay teo am-bavahadin'ny mpanjaka tamin'i Mordekay: Nahoana ianao no mandika ny didin'ny mpanjaka?

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Dia hoy ny mpanompon’ny mpanjaka izay teo am-bavahadin’ny mpanjaka tamin’i Mordekay: Nahoana ianao no mandika ny didin’ny mpanjaka?

Jereo ny toko



Estera 3:3
5 Rohy Ifampitohizana  

Dia nisy famoriana tovovavy fanindroany, ka tamin’izay i Môrdôkay efa mpiasam-panjakana tao an-dapan’ny amperôra.


Ny mpandraharaha rehetra tao an-dapa dia nandohalika sy niankohoka teo anatrehan’i Hamàna, satria izany no didin’ny amperôra. Fa i Môrdôkay kosa tsy mba nety nanao izany.


Na dia naverimberin’ireo tamin’i Môrdôkay isan’andro aza izany fanontaniana izany, dia tsy niraharaha izy fa namaly fotsiny hoe: –Jiosy aho! Dia notaterin’ireo tamin’i Hamàna izy mba hizahany na haharitra amin’ny teniny ihany i Môrdôkay na tsia.


Natahotra an’Andriamanitra anefa ireo mpampivelona ireo ka tsy nanao araka izay nodidian’ny mpanjakan’i Ejipta, fa namela ireo zazalahy ho velona.