Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Estera 2:20 - DIEM PROTESTANTA

I Estera kosa tsy nilaza ny firazanany na fireneny araka ny nameperan’i Môrdôkay azy; satria nankatoavin’i Estera hatrany ny tenin’i Môrdôkay tahaka ny fony izy mbola notezainy ihany.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Tsy mbola nilaza izay fianakaviany na izay fireneny anefa i Estera, araka ilay nameperan’i Mordekay azy ihany. Fa ny tenin’i Mordekay dia nankatoavin’i Estera tahaka ny fony izy mbola nitaiza azy ihany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

I Estera kosa tsy nilaza ny firazanany na fireneny araka ny nameperan’i Môrdôkay azy; satria nankatoavin’i Estera hatrany ny tenin’i Môrdôkay tahaka ny fony izy mbola notezainy ihany.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Nefa Estera tsy mbola nilaza izay fianakaviany na izay fireneny, araka ilay nameperan’i Mordekay azy ihany; fa ny tenin’i Mordekay dia nankatoavin’i Estera tahaka ny fony izy mbola nitaiza azy ihany.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Nefa Estera tsy mbola nilaza izay fianakaviany na izay fireneny, araka ilay nameperan'i Mordekay azy ihany; fa ny tenin'i Mordekay dia nankatoavin'i Estera tahaka ny fony Izy mbola nitaiza azy ihany.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Tsy mbola nilaza izay fianakaviany na izay fireneny anefa i Estera, araka ilay nameperan’i Mordekay azy ihany. Fa ny tenin’i Mordekay dia nankatoavin’i Estera tahaka ny fony izy mbola nitaiza azy ihany.

Jereo ny toko



Estera 2:20
3 Rohy Ifampitohizana  

Tsy nolazain’i Estera ny fireneny na firazanany, satria nopeperan’i Môrdôkay izy mba tsy hilaza izany.


Nitaiza an’i Hadasà (na hoe Estera) zanakavavin’ny rahalahin-drainy izy. Soa sady tsara tarehy razazavavy ary rehefa maty irainy sy ireniny, dia natsangan’i Môrdôkay ho zanany.