Eksodosy 9:1 - DIEM PROTESTANTA
Hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy. –Mankanesa any amin’ny Farao ka lazao aminy hoe: «Ny TOMPO Andriamanitry ny Hebreo dia mandidy anao mba handefa ny vahoakany hanao fanompoam-pivavahana aminy.
Jereo ny toko
Hoy indray NY TOMPO tamin’i Mosesy: Mankanesa ao amin’i Farao ianao ka lazao aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Hebreo: Avelao ny oloko handeha mba hanompo Ahy.

Ary hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Mankanesa ao amin’i Faraôna ka lazao aminy hoe: Izao no lazain’i Iaveh, Andriamanitry ny Hebrio: Alefaso hanompo Ahy ny vahoakako.
Jereo ny toko
ARY hoy Jehovah tamin’i Mosesy: Mankanesa ao amin’i Farao hianao, ka lazao aminy hoe: Izao no lazain’i Jehovah, Andriamanitry ny Hebreo: Alefaso ny oloko hanompo Ahy.
Jereo ny toko
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Mankanesa ao amin'i Farao ianao, ka lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Hebreo: Alefaso ny oloko hanompo Ahy.