Dia hoy i Elià tamin’ny mpaminanin’i Bahala: –Mifidiana ombilahy iray amin’ireo. Ianareo no mikarakarà voalohany, satria maro ianareo; ary antsoy ny anaran’ny andriamanitrareo, nefa aza asiana afo.
Eksodosy 8:9 - DIEM PROTESTANTA ka notanterahin’ny TOMPO izay nangatahin’i Mosesy: maty ireo sahona tao an-trano sy teny an-tokotany ary tany an-tsaha. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nataon’NY TOMPO araka ny tenin’i Mosesy izany ka maty ny sahona teny amin’ny trano sy teny amin’ny tokotany ary tany an-tsaha. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ka notanterahin’ny TOMPO izay nangatahin’i Mosesy: maty ireo sahona tao an-trano sy teny an-tokotany ary tany an-tsaha. Baiboly Katolika Ka notanterahin’i Iaveh ny hatak’i Môizy, fa maty avokoa ny sahona tany an-trano, sy teny an-tokotany, ary tany an-tsaha. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nataon’i Jehovah araka ny tenin’i Mosesy, ka maty ny sahona teny amin’ny trano sy teny amin’ny tokotany ary tany an-tsaha. Malagasy Bible Dia nataon'i Jehovah araka ny tenin'i Mosesy, ka maty ny sahona teny amin'ny trano sy teny amin'ny tokotany ary tany an-tsaha. La Bible en Malgache Dia nataon’NY TOMPO araka ny tenin’i Mosesy izany ka maty ny sahona teny amin’ny trano sy teny amin’ny tokotany ary tany an-tsaha. |
Dia hoy i Elià tamin’ny mpaminanin’i Bahala: –Mifidiana ombilahy iray amin’ireo. Ianareo no mikarakarà voalohany, satria maro ianareo; ary antsoy ny anaran’ny andriamanitrareo, nefa aza asiana afo.
Nony hitan’ny Farao fa nisy hiainana, dia nanamafy fo izy araka izay efa nolazain’ny TOMPO, ka tsy nihaino ny fangatahan’i Mosesy sy i Aharôna.
Dia niala teo anatrehan’ny Farao i Mosesy sy i Aharôna. Ary nitaraina tamin’ny TOMPO i Mosesy momba ireo sahona izay efa namelezany ny Farao;
Ny famaky ve hirehareha amin’ny mpikapa? Ny tsofa ve hiavonavona amin’ny mpanatsofa? Mova tsy hoe ny tsorakazo indray no manetsika izay mpanainga azy, na mova tsy hoe ny kibay indray no manandratra ny olona mampiasa azy!
Dia hoy ny TOMPO tamin’i Gidehôna: –Maro loatra ny tafika miaraka aminao ka tsy hatolotro eo an-tanany ny Midianita, fandrao hirehareha amiko ny Israelita ka hanao hoe: «Ny herinay ihany no namonjy anay».