Eksodosy 8:15 - DIEM PROTESTANTA
Dia hoy ireo mpimasy tamin’ny Farao: –Herin’Andriamanitra no ao amin’io tehina io! Kanefa ny Farao dia nanamafy ny fony, araka izay efa nolazain’ny TOMPO, ka tsy nihaino ny fangatahan’i Mosesy sy i Aharôna.
Jereo ny toko
Dia hoy ny ombiasy tamin’i Farao: Rantsantanan’Andriamanitra ity! Nefa nihamafy ny fon’i Farao ka tsy nihaino azy mirahalahy izy, araka izay efa nolazain’NY TOMPO.

Ka hoy ny mpanao ody tamin’i Faraôna: Rantsan-tanan’Andriamanitra izany. Ary nihamafy anefa ny fon’i Faraôna ka tsy nihaino azy ireo Izy, araka ny efa voalazan’i Iaveh.
Jereo ny toko
Dia hoy ny ombiasy tamin’i Farao: Rantsantànan’Andriamanitra ity; nefa nihamafy ny fon’i Farao, ka tsy nihaino azy mirahalahy izy, dia araka izay efa nolazain’i Jehovah.
Jereo ny toko
Dia hoy ny ombiasy tamin'i Farao: Rantsan-tànan'Andriamanitra ity; nefa nihamafy ny fon'i Farao, ka tsy nihaino azy mirahalahy izy, dia araka izay efa nolazain'i Jehovah.
Jereo ny toko
Dia hoy ny ombiasy tamin’i Farao: Rantsantanan’Andriamanitra ity! Nefa nihamafy ny fon’i Farao ka tsy nihaino azy mirahalahy izy, araka izay efa nolazain’NY TOMPO.
Jereo ny toko