ka eo an-daniny roa amin’ny fidirana dia samy hisy temitra fito metatra sy sasany ny halavany miaraka amin’ny andry telo sy faladiany telo avy.
Eksodosy 38:14 - DIEM PROTESTANTA ka teo an-daniny roa amin’ny fidirana dia samy nisy temitra fito metatra sy sasany ny halavany, niaraka tamin’ny andry telo sy faladiany telo avy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ka nisy fefy lamba dimy amby folo hakiho tamin’ny ilany iray, telo ny andriny ary telo ny faladiany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ka teo an-daniny roa amin’ny fidirana dia samy nisy temitra fito metatra sy sasany ny halavany, niaraka tamin’ny andry telo sy faladiany telo avy. Baiboly Katolika Tamin’ny ilany iray, fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho, sy ny andry telo mbamin’ny faladiany telo. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nisy fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho tamin’ny ilany iray; telo ny tsangantsangany, ary telo ny faladiany. Malagasy Bible Ary nisy fefy lamba dimy ambin'ny folo hakiho tamin'ny ilany iray; telo ny tsangantsangany, ary telo ny faladiany. La Bible en Malgache ka nisy fefy lamba dimy amby folo hakiho tamin’ny ilany iray, telo ny andriny ary telo ny faladiany. |
ka eo an-daniny roa amin’ny fidirana dia samy hisy temitra fito metatra sy sasany ny halavany miaraka amin’ny andry telo sy faladiany telo avy.