Eksodosy 26:29 - DIEM PROTESTANTA
Horakofana takela-bolamena, na ny hazo fisaka na ny barany; ary hisy haba volamena hotefena hanatsofohana ny barany.
Jereo ny toko
Ny hazofisaka dia hopetahanao takelaka volamena, ary hataonao volamena koa ireo mason-drojo eo aminy, izay hitoeran’ny barany; petaho takelaka volamena koa ny barany.
Jereo ny toko
Horakofana takela-bolamena, na ny hazo fisaka na ny barany; ary hisy haba volamena hotefena hanatsofohana ny barany.
Jereo ny toko
Petaho takela-bolamena ny hazo fisaka; ataovy volamena ny masom-bola hitoeran’ny barany, ary petaho takela-bolamena ny barany.
Jereo ny toko
Ary ny zanakazo hopetahanao takela-bolamena, ary hataonao volamena koa ny vava vola aminy, izay hitoeran’ny barany; ary petaho takela-bolamena koa ny barany.
Jereo ny toko
Ary ny zana-kazo hopetahanao takela-bolamena, ary hataonao volamena koa ny vava vola aminy, izay hitoeran'ny barany; ary petaho takela-bolamena koa ny barany.
Jereo ny toko
Ny hazofisaka dia hopetahanao takelaka volamena, ary hataonao volamena koa ireo mason-drojo eo aminy, izay hitoeran’ny barany; petaho takelaka volamena koa ny barany.
Jereo ny toko