Eksodosy 22:25 - DIEM PROTESTANTA
«Raha maka ny lamban’ny namanareo ho anto-bola ianareo, dia avereno aminy alohan’ny maty masoandro izany,
Jereo ny toko
Raha maka ny lamban’ny namanao ho antoka ianao dia haverinao aminy izany raha mbola tsy milentika ny masoandro.
Jereo ny toko
«Raha maka ny lamban’ny namanareo ho anto-bola ianareo, dia avereno aminy alohan’ny maty masoandro izany,
Jereo ny toko
«Raha mampisambo-bola olona amin’ny vahoakako ianao, amin’ny mahantra eo aminao, aza mitsangan-ko mpanana vola aminy, aza maka zana-bola aminy.»
Jereo ny toko
Raha maka ny lamban’ny namanao ho tsatòka hianao, dia hampodinao aminy izany, raha mbola tsy milentika ny masoandro.
Jereo ny toko
Raha maka ny lamban'ny namanao ho tsatòka ianao, dia hampodinao aminy izany, raha mbola tsy milentika ny masoandro.
Jereo ny toko
Raha maka ny lamban’ny namanao ho antoka ianao dia haverinao aminy izany raha mbola tsy milentika ny masoandro.
Jereo ny toko