Eksodosy 12:43 - DIEM PROTESTANTA
Ary hoy koa ny TOMPO tamin’i Mosesy sy i Aharôna: –Izao no fepetra momba ny fetin’ny Paska: «Tsy misy vahiny mahazo mihinana amin’ny sakafo.
Jereo ny toko
Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy sy i Arona: Izao no fitsipiky ny Paska: Tsy hisy olona hafa firenena hahazo hihinana azy.
Jereo ny toko
Ary hoy koa ny TOMPO tamin’i Mosesy sy i Aharôna: –Izao no fepetra momba ny fetin’ny Paska: «Tsy misy vahiny mahazo mihinana amin’ny sakafo.
Jereo ny toko
Ary hoy i Iaveh tamin’i Môizy sy i Aarôna: «Izao no didy momba ny Paka: Ny olon-kafa firenena tsy hisy hihinana azy.
Jereo ny toko
Ary hoy Jehovah tamin’i Mosesy sy Arona: Izao no lalàn’ny Paska: Tsy hisy olona hafa firenena hihinana azy.
Jereo ny toko
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy sy Arona: Izao no lalàn'ny Paska: Tsy hisy olona hafa firenena hihinana azy.
Jereo ny toko
Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy sy i Arona: Izao no fitsipiky ny Paska: Tsy hisy olona hafa firenena hahazo hihinana azy.
Jereo ny toko