Eksodosy 12:16 - DIEM PROTESTANTA
Amin’ny andro voalohany sy ny andro fahafito dia manaova fivoriana masina ho anareo, ka aza manao raharaha mihitsy ianareo amin’izany afa tsy ny mamboatra izay hohanin’ny tsirairay ihany.
Jereo ny toko
Amin’ny andro voalohany dia hisy fivoriana masina ho anareo, ary amin’ny andro fahafito koa dia hisy fivoriana masina. Tsy hanao raharaha akory ianareo amin’ireo andro ireo, afa-tsy izay hohanin’ny olona tsirairay, dia izany ihany no hamboarinareo.

Hanao fivoriana masina ianareo amin’ny andro voalohany, ary hanao fivoriana masina amin’ny andro fahafito. Tsy hiasa amin’ireo andro ireo, fa ny mamboa-tsakafo ho anareo tsirairay avy no azonareo atao.
Jereo ny toko
Ary amin’ny andro voalohany dia hisy fivoriana masina ho anareo ary amin’ny andro fahafito koa hisy fivoriana masina; tsy hanao raharaha akory hianareo amin’izany andro izany, afa-tsy izay hohanin’ny isan-olona, dia izany ihany no hamboarinareo.
Jereo ny toko
Ary amin'ny andro voalohany dia hisy fivoriana masina ho anareo ary amin'ny andro fahafito koa hisy fivoriana masina; tsy hanao raharaha akory ianareo amin'izany andro izany, afa-tsy izay hohanin'ny isan-olona, dia izany ihany no hamboarinareo.