Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 16:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Fa amin’ny andro fahenina rehefa hanomana izay hoentinareo ianareo, dia hahita indroa heny noho izay fanangonareo isan’andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Ary amin’ny andro fahenina, raha manamboatra izay azony izy, dia hisy indroa toraka izay angoniny isanandro amin’io.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Fa amin’ny andro fahenina rehefa hanomana izay hoentinareo ianareo, dia hahita indroa heny noho izay fanangonareo isan’andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Amin’ny andro fahenina, homaniny izay efa nangoniny, ka hisy indroa toraky ny fanangony isan’andro.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Ary raha mby amin’ny andro fahenina dia hamboariny izay azony; ary hisy indroa toraka izay angoniny isan-andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ary raha mby amin'ny andro fahenina dia hamboariny izay azony; ary hisy indroa toraka izay angoniny isan'andro.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Ary amin’ny andro fahenina, raha manamboatra izay azony izy, dia hisy indroa toraka izay angoniny isanandro amin’io.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 16:5
4 Rohy Ifampitohizana  

Ary i Mosesy sy i Aharôna dia niteny tamin’ny Israelita hoe: –Anio hariva ny TOMPO dia hanome hena hohaninareo, satria henony tokoa ny fimonomononanareo taminy; izany no hahafantaranareo fa Izy TOMPO no namoaka anareo tany Ejipta. Ary rahampitso maraina dia hanome mofo hahavoky anareo Izy, ka izany no hahitanareo ny voninahiny. Ny aminay kosa, inona moa izahay no imonomononanareo? Raha manao izany manko ianareo, dia tsy izahay no imonomononanareo fa ny TOMPO.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra