Daniela 6:26 - DIEM PROTESTANTA
Taorian’izany i Dariôsa mpanjaka dia nanoratra ho an’ny vahoaka avy amin’ny foko sy firenena ary samy hafa fiteny rehetra izay monina ambonin’ny tany tontolo hoe: –Hitombo anie ny fiadananareo!
Jereo ny toko
Taorianan’izany dia nanoratra ho amin’ny fokom-pirenena sy ny firenena sy ny samihafa fiteny rehetra izay monina ambonin’ny tany rehetra i Dariosy mpanjaka hoe: Hitombo anie ny fiadananareo!

Tamin’izany Dariosa mpanjaka dia nanoratra ho amin’ny fokom-pirenena sy ny firenena sy ny samy hafa fiteny rehetra izay monina ambonin’ny tany rehetra hoe: Hitombo anie ny fiadananareo.
Jereo ny toko
Tamin'izany Dariosa mpanjaka dia nanoratra ho amin'ny fokom-pirenena sy ny firenena sy ny samy hafa fiteny rehetra izay monina ambonin'ny tany rehetra hoe: Hitombo anie ny fiadananareo.