Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Daniela 3:31 - DIEM PROTESTANTA

Ary i Nebokadnetsara mpanjaka nampitondra teny ho an’ny foko sy firenena ary olona samy hafa fiteny rehetra izay monina amin’ny tany tontolo hoe: «Hitombo anie ny fiadananareo!

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Nampitondra teny ho any amin’ny fokom-pirenena sy ny firenena ary ny samihafa fiteny rehetra izay monina amin’ny tany manontolo i Nebokadnezara mpanjaka hoe: Hitombo anie ny fiadananareo!

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ary i Nebokadnetsara mpanjaka nampitondra teny ho an’ny foko sy firenena ary olona samy hafa fiteny rehetra izay monina amin’ny tany tontolo hoe: «Hitombo anie ny fiadananareo!

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

NEBOKADNEZARA mpanjaka nampitondra teny ho any amin’ny fokom-pirenena sy ny firenena ary ny samy hafa fiteny rehetra, izay monina amin’ny tany rehetra, nanao hoe: Hitombo anie ny fiadananareo.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Nampitondra teny ho any amin’ny fokom-pirenena sy ny firenena ary ny samihafa fiteny rehetra izay monina amin’ny tany manontolo i Nebokadnezara mpanjaka hoe: Hitombo anie ny fiadananareo!

Jereo ny toko



Daniela 3:31
0 Rohy Ifampitohizana