Daniela 3:3 - DIEM PROTESTANTA
Dia vory avokoa ireo manampahefana ireo mba hanao ny fitokanana, ka naka toerana teo anoloan’izany sarivongana izany.
Jereo ny toko
Dia nivory hitokana ny sariolona izay natsangan’i Nebokadnezara mpanjaka ny solo-mpanjaka, ny mpanapaka, ny governora, ny mpanolotsaina, ny mpitahiry ny volam-panjakana, ny mpahay lalàna, ny mpitsara ary ny lehiben’ny fari-piadidiana rehetra ka nitsangana tandrifin’ny sariolona izay natsangan’i Nebokadnezara ireo.
Jereo ny toko
Dia vory avokoa ireo manampahefana ireo mba hanao ny fitokanana, ka naka toerana teo anoloan’izany sarivongana izany.
Jereo ny toko
Dia nivory hanamasina ny sariolona izay efa natsangan’i Nebokadnezara mpanjaka ny solo-mpanjaka sy ny mpanapaka sy ny governora sy ny andriambaventy sy ny mpitahiry ny volam-panjakana sy ny mpahay lalàna sy ny mpitsara ary ny komandy isan-tokony, ka dia nitsangana tandrifin’ny sariolona izay efa natsangan’i Nebokadnezara ireo.
Jereo ny toko
Dia nivory hanamasina ny sariolona izay efa natsangan'i Nebokadnezara mpanjakan'ny solom-panjaka sy ny mpanapaka sy ny governora sy ny andriambaventy sy ny mpitahiry ny volam-panjakana sy ny mpahay lalàna sy ny mpitsara ary ny komandy isan-tokony, ka dia nitsangana tandrifin'ny sariolona izay efa natsangan'i Nebokadnezara ireo.