dia horedoninao izao hira fanarabiana ny mpanjakan’i Babilôna izao: Fa ahoana no niafaran’ilay mpanjakazaka ary koa niafaran’ny famoretany!
Daniela 2:32 - DIEM PROTESTANTA Volamena madio ny lohan’io sarivongana io, volafotsy kosa ny tratrany sy ny tanany, halimo ny kibony sy ny feny, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny lohan’izany sary izany dia volamena tsara, ny tratrany sy ny sandriny dia volafotsy, ny kibony sy ny feny dia varahina, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Volamena madio ny lohan’io sarivongana io, volafotsy kosa ny tratrany sy ny tanany, halimo ny kibony sy ny feny, Baiboly Protestanta Malagasy Ny lohan’izany sary izany dia volamena tsara, ny tratrany sy ny sandriny dia volafotsy, ny kibony sy ny feny dia varahina, Malagasy Bible Ny lohan'izany sary izany dia volamena tsara, ny tratrany sy ny sandriny dia volafotsy, ny kibony sy ny feny dia varahina, La Bible en Malgache Ny lohan’izany sary izany dia volamena tsara, ny tratrany sy ny sandriny dia volafotsy, ny kibony sy ny feny dia varahina, |
dia horedoninao izao hira fanarabiana ny mpanjakan’i Babilôna izao: Fa ahoana no niafaran’ilay mpanjakazaka ary koa niafaran’ny famoretany!
I Babilôna dia tsatokaty volamena teo an-tanan’ny Tompo. Nahamamo ny tany manontolo izy; ny divainy efa nisotroan’ny firenena no nahavery saina ireny.
Horoahina hiala amin’ny olombelona ianao, dia hiara-mipetraka amin’ny biby eny an-tsaha, hihinana ahitra tahaka ny omby ary ho kotsan’ny ando! Fito taona no haharetan’izany aminao, mandra-piekenao fa ny Avo Indrindra no manapaka amin’ny fanjakan’ny olombelona ka manome izany ho an’izay tiany.
Niaraka tamin’izay dia tanteraka tamin’i Nebokadnetsara izany teny izany: Noroahina niala tamin’ny olombelona izy ka nihinana ahitra toy ny omby, ary kotsan’ny ando ny tenany, hany ka ny volon-dohany dia tonga lava toy ny an’ny voromahery ary ny hohony dia tonga nifaraingo toy ny an’ny vorona.
Ravehivavy dia nitafy lamba volomparasy sy jaky sady niravaka volamena sy vatosoa ary perla; teny an-tanany kosa nisy tsatokaty volamena feno fanazimbazimbana, dia ny zava-maloto vokatry ny fijangajangàny;