2Tantara 8:4 - DIEM PROTESTANTA Namboariny ny tanànan’i Tadmôra tany an-taniefitra sy ny tanàna izay efa naoriny fahiny tao amin’ny faritr’i Hamata mba ho fitahirizam-bokatra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nanorina an’i Tadmora tany an-tany efitra sy ny tanàna fitahirizana rehetra izay naoriny tany Hamata izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Namboariny ny tanànan’i Tadmôra tany an-taniefitra sy ny tanàna izay efa naoriny fahiny tao amin’ny faritr’i Hamata mba ho fitahirizam-bokatra. Baiboly Katolika Dia nanorina an’i Tadmora tany an’efitra izy, mbamin’ireo tanàna fitahirizana rehetra any amin’ny faritanin’i Etama. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nanorina an’i Tadmora tany an-efitra sy ny tanàna fitehirizana rehetra izay nataony tany Hamata izy. Malagasy Bible Ary nanorina an'i Tadmora tany an-efitra sy ny tanana fitehirizana rehetra izay nataony tany Hamata izy. La Bible en Malgache Nanorina an’i Tadmora tany an-tany efitra sy ny tanàna fitahirizana rehetra izay naoriny tany Hamata izy. |
Nandroso hery hatrany i Jôsafata ka nanao manda fiarovana sy tanàna fitahirizam-bokatra manerana an’i Joda.
Namboariny koa i Bety-Hôrôna ambony sy i Bety-Hôrôna ambany, izay samy tanàna mafy mimanda sady misy vavahady tsara hidy;
Dia nanendry lehiben’ny asa fanompoana ny Ejiptianina mba hampikoy ny Israelita amin’ny asa mafy. Koa nanangana ny tanàna Pitôma sy Rahamsesa ny Israelita mba ho fitahirizam-bokatra ho an’ny Farao.