2Tantara 4:11 - DIEM PROTESTANTA
Rehefa vitan’i Horama ny vilany fanangonan-davenona sy ny lapelina ary ny tsatokaty famafazana, dia efany avokoa ny asa izay nataony ho an’i Salômôna mpanjaka tao amin’ny tranon’Andriamanitra:
Jereo ny toko
Nanao ny vilany fandraofan-davenona sy ny sotron’afo ary ny lovia famafazana koa i Hirama. Dia vitan’i Hirama ny asa izay nataony ho an’i Solomona mpanjaka momba ny tranon’Andriamanitra:

Ary i Hirama nanao ny vilany, ny sotron-davenona sy ny kôpy. Dia vitan’i Hirama ny asa nataony ho an’i Salômôna mpanjaka tao amin’ny tranon’Andriamanitra:
Jereo ny toko
Ary Hirama nanao ny vilany fandraofan-davenona sy ny sotron’afo ary ny lovia famafazana. Dia vitan’i Hirama ny asa izay nataony ho an’i Solomona mpanjaka ho amin’ny tranon’Andriamanitra:
Jereo ny toko
Ary Hirama nanao ny vilany fandraofan-davenona sy ny sotron'afo ary ny lovia famafazana. Dia vitan'i Hirama ny asa izay nataony ho an'i Solomona mpanjaka ho amin'ny tranon'Andriamanitra: