Noravahana vatosoa koa io efitrano io; ary ny volamena nampiasaina dia volamena avy any Parvaîma.
2Tantara 3:7 - DIEM PROTESTANTA Nopetahana takela-bolamena hatramin’ny rairainy sy ny tokonana ary ny rindrina sy ny lelambaravarana; ary nanaovany sary sikotra kerobima koa ny rindrina. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nopetahany takelaka volamena ny Trano, dia ny rairainy, ny tokonany, ny rindriny ary ny lelam-baravarany; nasiany sarin’ny kerobima koa ny rindrina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nopetahana takela-bolamena hatramin’ny rairainy sy ny tokonana ary ny rindrina sy ny lelambaravarana; ary nanaovany sary sikotra kerobima koa ny rindrina. Baiboly Katolika Nopetahany volamena ny trano, dia ny sakamandimby, ny tolàna, ny rindrina, ny varavarana, ary nasiana kerobima nosokirina ny rindrina. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nopetahany takela-bolamena ny trano, dia ny rairainy sy ny tokonany sy ny rindriny ary ny lela-varavarany; ary nosoratany nasiany sarin’ny kerobima ny rindrina. Malagasy Bible Ary nopetahany takela-bolamena ny trano, dia ny rairainy sy ny tokonany sy ny rindriny ary ny lela-varavarany; ary nosoratany nasiany sarin'ny kerobima ny rindrina. La Bible en Malgache Nopetahany takelaka volamena ny Trano, dia ny rairainy, ny tokonany, ny rindriny ary ny lelam-baravarany; nasiany sarin’ny kerobima koa ny rindrina. |
Noravahana vatosoa koa io efitrano io; ary ny volamena nampiasaina dia volamena avy any Parvaîma.
«Ary momba ny fonena-masina, dia lamba temitra folo vita amin’ny kiran-drongony mafy mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky no hanaovana azy, ravahana kerobima vita peta-kofehy tsara.
Horakofana takela-bolamena, na ny hazo fisaka na ny barany; ary hisy haba volamena hotefena hanatsofohana ny barany.
Ny firàvany tsara tarehy dia niteraka avonavona tao aminy ka nisy namboarany sarivongan-tsampy maharikoriko sy mahatsiravina. Izany no nanaovako ireny firàvany ireny ho zavatra mankaloiloy azy.