2Tantara 3:10 - DIEM PROTESTANTA
Tao amin’ny Toeramasina Indrindra dia namboarana sarivongana kerobima anankiroa, ka metaly narendrika sady nopetahana takela-bolamena no nanaovana azy.
Jereo ny toko
Nosokirany sarin’ny kerobima roa tao amin’ny efitrano masina indrindra, avy eo dia nopetahany takelaka volamena.
Jereo ny toko
Tao amin’ny Toeramasina Indrindra dia namboarana sarivongana kerobima anankiroa, ka metaly narendrika sady nopetahana takela-bolamena no nanaovana azy.
Jereo ny toko
Nanao kerobima roa, taozavatra voasikotra, tao amin’ny efitrano masina indrindra, ary nopetahany volamena ireo.
Jereo ny toko
Ary tao amin’ny efi-trano masina indrindra dia nasiany sarin’ny kerobima roa, ary nosokiriny no nanaovany azy, dia nopetahany takela-bolamena.
Jereo ny toko
Ary tao amin'ny efi-trano masina indrindra dia nasiany sarin'ny kerobima roa, ary nosokiriny no nanaovany azy, dia nopetahany takela-bolamena.
Jereo ny toko
Nosokirany sarin’ny kerobima* roa tao amin’ny efitrano masina indrindra, avy eo dia nopetahany takelaka volamena.
Jereo ny toko