–Ambarao amin’i Rehabohama, zanakalahin’i Salômôna sady mpanjakan’i Joda, ary koa amin’ny Israelita rehetra ao anatin’ny faritr’i Joda sy i Benjamîna,
2Tantara 11:2 - DIEM PROTESTANTA Kanjo nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Semahià olon’Andriamanitra, dia teny nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Kanjo tonga tamin’i Semaia, lehilahin’Andriamanitra, ny tenin’NY TOMPO hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Kanjo nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Semahià olon’Andriamanitra, dia teny nanao hoe: Baiboly Katolika Kanjo tonga tamin’i Semaiasa olon’Andriamanitra, ny tenin’i Iaveh nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Kanjo kosa ny tenin’i Jehovah tonga tamin’i Semaia, lehilahin’Andriamanitra, ka nanao hoe: Malagasy Bible Kanjo kosa ny tenin'i Jehovah tonga tamin'i Semaia, lehilahin'Andriamanitra, ka nanao hoe: La Bible en Malgache Kanjo tonga tamin’i Semaia, lehilahin’Andriamanitra, ny tenin’NY TOMPO hoe: |
–Ambarao amin’i Rehabohama, zanakalahin’i Salômôna sady mpanjakan’i Joda, ary koa amin’ny Israelita rehetra ao anatin’ny faritr’i Joda sy i Benjamîna,
Ny tantaran’i Rehabohama, na tamboalohany na tafara, dia voasoratra ao amin’ny boky milohateny hoe Asan’i Semahià mpaminany sy i Hidao mpahita sady voavisavisa tsara. Ary niady mandrakariva i Rehabohama sy i Jerôbohama.
Araka ny fandaharan’i Davida rainy, dia notendren’i Salômôna ny antokon’ny mpisorona ho amin’ny fanompoany avy ary ny levita ho amin’ny raharahany, dia ny hidera ny Tompo sy hanampy ny mpisorona amin’ny fanompoam-pivavahana fanao isan’andro; notendreny koa ny mpiandry varavarana, araka ny antokony amin’ny isam-bavahady. Izany rahateo no nandidian’i Davida olon’Andriamanitra azy.
Rehefa nadiva ho faty i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra, dia izao no tsodrano nataony tamin’ny Israelita:
Fa ianao kosa, ry lehilahin’Andriamanitra, halaviro ireo zava-dratsy ireo. Katsaho ny rariny, ny firaiketam-po amin’Andriamanitra, ny finoana, ny fitiavana, ny faharetana ary ny fahalemem-panahy.
Ary tonga tao amin’i Helỳ ny mpaminany iray ka nanao taminy hoe: –Izao no lazain’ny TOMPO: «Raha mbola nandevozin’ny Farao tany Ejipta ny razanao, dia fantatrao tsara ny efa nisehoako taminy: