1Petera 1:1 - DIEM PROTESTANTA
Avy amiko Petera ity taratasy ity, dia izaho apôstôlin’i Jesoa Kristy. Mamangy anareo olom-boafidin’Andriamanitra aho, dia ianareo mpivahiny miely patrana any amin’ny faritany Pônto, Galatia, Kapadôsia, Azia sy Bitinia.
Jereo ny toko
I Petera, Apostolin’i Jesosy Kristy, no mamangy ny mpivahiny monina any am-pielezana any Ponto, Galatia, Kapadokia, Azia sy Bitinia, dia olom-boafidy
Jereo ny toko
Avy amiko Petera ity taratasy ity, dia izaho apôstôlin’i Jesoa Kristy. Mamangy anareo olom-boafidin’Andriamanitra aho, dia ianareo mpivahiny miely patrana any amin’ny faritany Pônto, Galatia, Kapadôsia, Azia sy Bitinia.
Jereo ny toko
I Piera, Apôstôlin’i Jesoa Kristy, mamangy ny mpivahiny izay miely any Pônto, Galata, Kapadosy, Azia ary Bitinia, dia ny olom-boafidy,
Jereo ny toko
PETERA, Apostolin’i Jesosy Kristy, mamangy ny mpivahiny monina any am-pielezana any Ponto, Galatia, Kapadokia, Asia sy Bitynia, dia olom-boafidy
Jereo ny toko
Petera, Apostolin'i Jesosy Kristy, mamangy ny mpivahiny monina any am-pielezana any Ponto, Galatia, Kapadokia, Asia sy Bitynia, dia olom-boafidy
Jereo ny toko
I Petera, Apostolin’i Jesosy Kristy*, no mamangy ny mpivahiny monina any am-pielezana any Ponto, Galatia, Kapadokia, Azia sy Bitinia, dia olom-boafidy
Jereo ny toko